John 7:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa lasa niakatra ho amin’ny andro firavoravoana ny rahalahiny dia niakatra koa Izy, nefa tsy mba nisehoseho fa toa niafinafina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo nony lasa ny rahalahiny, dia mba niakatra hamonjy ny fety ihany koa Izy, saingy tsy nisehoseho, fa toa niafinafina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa niakatra any amin’io fankalazana io ny rahalahiny, dia niakatra koa i Jesoa, nefa tsy mba nisehoseho fa toa niafinafina.
Malagasy Bible 1865
Fa rehefa lasa niakatra ho amin'ny andro firavoravoana ny rahalahiny, dia niakatra koa Izy, nefa tsy mba nisehoseho, fa toa niafinafina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa lasa niakatra ho amin’ny andro firavoravoana ny rahalahiny dia niakatra koa Izy, nefa tsy mba nisehoseho fa toa niafinafina.
malagasy
Fa rehefa lasa niakatra ho amin'ny andro firavoravoana ny rahalahiny, dia niakatra koa Izy, nefa tsy mba nisehoseho, fa toa niafinafina.