John 7:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny Jiosy dia nitady Azy tamin’ny andro firavoravoana ka niteny hoe: Aiza Izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nitady Azy ny Jody tamin’ny andro fety nanao hoe: «Aiza Izy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandritra ny fankalazana dia nitady Azy ny manampahefana jiosy ary fatra-panontany hoe: –Aiza Izy?
Malagasy Bible 1865
Ary ny Jiosy dia nitady Azy tamin'ny andro firavoravoana ka nanao hoe: Aiza Izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny Jiosy* dia nitady Azy tamin’ny andro firavoravoana ka niteny hoe: Aiza Izy?
malagasy
Ary ny Jiosy dia nitady Azy tamin'ny andro firavoravoana ka nanao hoe: Aiza Izy?