John 7:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitakoritsika Azy be ihany ny vahoaka. Hoy ny sasany: Tsara fanahy Izy; fa hoy kosa ny sasany: Tsia; fa mamitaka ny vahoaka Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nitakoritsika Azy be ihany ny vahoaka; ny sasany nanao hoe: «Tsara fanahy Izy,» ny sasany kosa nanao hoe: «Tsia, fa misoloky ny vahoaka Izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitakoritsika be ny amin’i Jesoa ny vahoaka; ny sasany nanao hoe: «Tsara fanahy Izy»; ny sasany kosa nanao hoe: «Tsy izany, fa mamitaka ny vahoaka Izy.»
Malagasy Bible 1865
Ary nitakoritsika Azy be ihany ny vahoaka. Hoy ny sasany: Tsara fanahy Izy; fa hoy kosa ny sasany; Tsia; fa mamitaka ny vahoaka Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitakoritsika Azy be ihany ny vahoaka. Hoy ny sasany: Tsara fanahy Izy; fa hoy kosa ny sasany: Tsia; fa mamitaka ny vahoaka Izy.
malagasy
Ary nitakoritsika Azy be ihany ny vahoaka. Hoy ny sasany: Tsara fanahy Izy; fa hoy kosa ny sasany; Tsia; fa mamitaka ny vahoaka Izy.