John 7:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy nisy sahy niresaka Azy miharihary noho ny fahatahorany ny Jiosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa tsy nisy sahy niresaka Azy ampahibemaso noho ny fahatahorany ny Jody
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy tsy nisy niresaka Azy an-karihary noho ny fahatahorana ny manampahefana jiosy.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy nisy sahy niresaka Azy miharihary noho ny fahatahorany ny Jiosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy nisy sahy niresaka Azy miharihary noho ny fahatahorany ny Jiosy.
malagasy