John 7:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nisasaka ny andro firavoravoana dia niakatra tao amin’ny tempoly Jesosy ka nampianatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony mby teo antenantenan’ny fety, niakatra tao amin’ny Tempoly i Jesoa, ka nampianatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo antenatenan’ny fankalazana, dia niakatra tao an- kianjan’ny tempoly i Jesoa ka nampianatra.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nisasaka ny andro firavoravoana, dia niakatra teo an-kianjan'ny tempoly Jesosy ka nampianatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nisasaka ny andro firavoravoana dia niakatra tao amin’ny tempoly Jesosy ka nampianatra.
malagasy
Ary rehefa nisasaka ny andro firavoravoana, dia niakatra teo an-kianjan'ny tempoly Jesosy ka nampianatra.