John 7:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Gaga ny Jiosy ka niteny hoe: Ahoana no nahaizan’Ilehity ny Soratra, nefa tsy mba nianatra Izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia gaga ny Jody ka nanao hoe: «Ahoana re no ahaizany taratasy, nefa tsy nianatra Izy tsinona?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia gaga ny manampahefana jiosy ka vaky vava hoe: –Ahoana no ahaizan’ilay io Soratra Masina, nefa tsy mba nianatra Izy?
Malagasy Bible 1865
Dia gaga ny Jiosy ka nanao hoe: Ahoana no nahaizan'ilehity soratra, nefa tsy mba nianatra Izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Gaga ny Jiosy ka niteny hoe: Ahoana no nahaizan’Ilehity ny Soratra, nefa tsy mba nianatra Izy?
malagasy
Dia gaga ny Jiosy ka nanao hoe: Ahoana no nahaizan'ilehity soratra, nefa tsy mba nianatra Izy?