John 7:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny navalin’i Jesosy azy hoe: Tsy Ahy ny fampianarako fa an’Izay naniraka Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namaly i Jesoa ka nanao taminy hoe: «Tsy Ahy ny fampianarako, fa an’Ilay naniraka Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Jesoa hoe: –Tsy Ahy ny fampianarako, fa an’Ilay naniraka Ahy.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny navalin’i Jesosy azy hoe: Tsy Ahy ny fampianarako fa an’Izay naniraka Ahy.
malagasy
Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy.