John 7:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona ta hanao ny sitrapony dia hahalala ny amin’ny fampianarana izy, na avy amin’Andriamanitra izany na miteny amin’ny fahefan’ny tenako Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka raha misy te hanao ny sitrapon’Andriamanitra, dia hahalala na avy amin’Andriamanitra ny fampianarako, na miteny ho Ahy Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy olona te hanao ny sitrapon’Andriamanitra, dia hahalala ny amin’ny fampianarako izy, na zavatra avy amin’Andriamanitra izany na zavatra teneniko avy amiko fotsiny.
Malagasy Bible 1865
Raha misy olona ta-hanao ny sitrapony, dia hahalala ny amin'ny fampianarana izy, na avy amin'Andriamanitra izany, na miteny ho Ahy Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona ta hanao ny sitrapony dia hahalala ny amin’ny fampianarana izy, na avy amin’Andriamanitra izany na miteny amin’ny fahefan’ny tenako Aho.
malagasy
Raha misy olona ta-hanao ny sitrapony, dia hahalala ny amin'ny fampianarana izy, na avy amin'Andriamanitra izany, na miteny ho Ahy Aho.