John 7:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay miteny amin’ny fahefan’ny tenany dia mitady ny voninahitry ny tenany; fa izay mitady ny voninahitr’izay naniraka azy no marina, ary tsy misy tsy fahamarinana ao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay miteny ho azy dia mitady ny voninahitry ny tenany; fa izay mitady ny voninahitr’ilay naniraka azy no marina, ary tsy misy fitaka ao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay miteny zavatra avy amin’ny tenany fotsiny dia mitady ny voninahitra ho an’ny tenany; fa izay mitady ny voninahitr’ilay naniraka azy no azo antoka sady tsy misy fitaka ao aminy.
Malagasy Bible 1865
Izay miteny ho azy dia mitady ny voninahitry ny tenany; fa izay mitady ny voninahitr'izay naniraka azy no marina, ary tsy misy tsi-fahamarinana ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay miteny amin’ny fahefan’ny tenany dia mitady ny voninahitry ny tenany; fa izay mitady ny voninahitr’izay naniraka azy no marina, ary tsy misy tsy fahamarinana ao aminy.
malagasy
Izay miteny ho azy dia mitady ny voninahitry ny tenany; fa izay mitady ny voninahitr'izay naniraka azy no marina, ary tsy misy tsi-fahamarinana ao aminy.