John 7:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy i Mosesy va no nanome anareo ny lalàna? Nefa tsy misy eo aminareo mankatò ny lalàna. Nahoana ianareo no mitady hamono Ahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa tsy nomen’i Môizy ny Lalàna va ianareo? nefa tsy misy aminareo mahatanteraka ny Lalàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa tsy nomen’i Mosesy anareo ve ny lalàna? Kanefa tsy misy aminareo manatanteraka ny lalàna! Nahoana Aho no tadiavinareo hovonoina?
Malagasy Bible 1865
Tsy Mosesy va no nanome anareo ny lalàna? nefa tsy misy eo aminareo mankatò ny lalàna. Nahoana ianareo no mitady hamono Ahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy i Mosesy va no nanome anareo ny lalàna? Nefa tsy misy eo aminareo mankatò ny lalàna. Nahoana ianareo no mitady hamono Ahy?
malagasy
Tsy Mosesy va no nanome anareo ny lalàna? nefa tsy misy eo aminareo mankatò ny lalàna. Nahoana ianareo no mitady hamono Ahy?