John 7:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa akaiky moa ny andro firavoravoan’ny Jiosy, dia ny fetin’ny Trano rantsan-kazo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa akaiky ny fetin’ny Jody atao hoe fetin’ny Tranolay,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa akaiky kosa ny fankalazana fanaon’ny Jiosy, dia ny fankalazana ny Tranolay;
Malagasy Bible 1865
Ary efa akaiky ny andro firavoravoan'ny Jiosy, dia ny amin'ny Tabernakely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa akaiky moa ny andro firavoravoan’ny Jiosy, dia ny fetin’ny Trano rantsan-kazo,
malagasy
Ary efa akaiky ny andro firavoravoan'ny Jiosy, dia ny amin'ny Tabernakely,