John 7:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny vahoaka hoe: Manana demonia Ianao; iza no mitady hamono Anao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana no mitady hahafaty Ahy ianareo?» Dia namaly ny vahoaka ka nanao hoe: «Azon’ny demony Ianao; iza no mitady hahafaty Anao eo?.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny vahoaka taminy: –Ondranondranana Ianao! Iza no mitady hamono Anao?
Malagasy Bible 1865
Ny vahoaka namaly hoe: Manana demonia Hianao; iza no mitady hamono Anao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny vahoaka hoe: Manana demonia* Ianao; iza no mitady hamono Anao?
malagasy
Ny vahoaka namaly hoe: Manana demonia Hianao; iza no mitady hamono Anao?