John 7:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia novalin’i Jesosy hoe: Asa iray loha ihany no nataoko, dia gaga avokoa ianareo rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa namaly i Jesoa ka nanao taminy hoe: «Asa iray monja no nataoko, dia safotra ianareo rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka novalian’i Jesoa hoe: –Asa iray monja no nataoko, dia gaga ianareo rehetra!
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Asa iray loha ihany no nataoko, ka gaga avokoa ianareo rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia novalin’i Jesosy hoe: Asa iray loha ihany no nataoko, dia gaga avokoa ianareo rehetra.
malagasy
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Asa iray loha ihany no nataoko, ka gaga avokoa ianareo rehetra.