John 7:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no nanomezan’i Mosesy anareo ny famorana: Tsy noho izy avy tamin’i Mosesy, fa noho izy avy tamin’ny razana, koa na amin’ny Sabata aza dia mamora olona ihany ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa ny famorana nomen’i Môizy anareo (na tsy i Môizy, fa ny razana no niaviany), dia ataonareo na amin’ny sabata aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho i Mosesy nanome didy anareo hanao famorana (kanefa tsy i Mosesy no nipoirany fa ny razanareo), dia mamora olona ihany ianareo na amin’ny andro sabata aza.
Malagasy Bible 1865
Izao no nanomezan'i Mosesy anareo ny famorana: tsy noho izy avy tamin'i Mosesy, fa noho izy avy tamin'ny razana, ka na dia amin'ny Sabata aza dia mamora olona ihany ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no nanomezan’i Mosesy anareo ny famorana: Tsy noho izy avy tamin’i Mosesy, fa noho izy avy tamin’ny razana, koa na amin’ny Sabata aza dia mamora olona ihany ianareo.
malagasy
Izao no nanomezan'i Mosesy anareo ny famorana: tsy noho izy avy tamin'i Mosesy, fa noho izy avy tamin'ny razana, ka na dia amin'ny Sabata aza dia mamora olona ihany ianareo.