John 7:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mitsara araka ny miseho fa mba mitsarà marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza dia mitsara araka ny ivelany, fa mbà mitsara araka ny marina!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza dia mitsara araka ny ivelany fa mitsarà araka ny rariny.
Malagasy Bible 1865
Aza mitsara araka ny miseho, fa mba mitsarà marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mitsara araka ny miseho fa mba mitsarà marina.
malagasy
Aza mitsara araka ny miseho, fa mba mitsarà marina.