John 7:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mponina sasany tany Jerosalema dia niteny hoe: Tsy Ilehity va ilay tadiaviny hovonoina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay, dia nisy mponina sasany tao Jerosalema nanao hoe: «Moa tsy Izy io Ilay tadiavin-dry zareo hovonoina?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ny mponina sasany tao Jerosalema nanao hoe: –Tsy Izy io ve Ilay tadiavin-dry zareo hovonoina?
Malagasy Bible 1865
Ary ny mponina sasany tany Jerosalema dia nanao hoe: Tsy Ilehity va Ilay tadiaviny hovonoina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mponina sasany tany Jerosalema dia niteny hoe: Tsy Ilehity va ilay tadiaviny hovonoina?
malagasy
Ary ny mponina sasany tany Jerosalema dia nanao hoe: Tsy Ilehity va Ilay tadiaviny hovonoina?