John 7:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatsika izao anefa ny niavian’Ilehio, fa raha avy Kristy dia tsy misy mahalala izay hiaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny niavian’Izy io anefa fantatsika; fa ny hiavian’i Kristy kosa tsy misy mahalala rehefa tonga Izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay io anefa dia fantatsika ny ipoirany; fa ny Mesia, rehefa tonga, dia tsy misy mahalala ny ipoirany.
Malagasy Bible 1865
Nefa fantatsika izay nihavian'ilehio, fa raha avy Kristy, tsy misy mahalala izay hihaviany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatsika izao anefa ny niavian’Ilehio, fa raha avy Kristy dia tsy misy mahalala izay hiaviany.
malagasy
Nefa fantatsika izay nihavian'ilehio, fa raha avy Kristy, tsy misy mahalala izay hihaviany.