John 7:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho mahalala Azy; fa Izy no niaviako, koa Izy no naniraka Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho no mahalala Azy, satria Izy no niaviako, ary Izy no naniraka Ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho no mahalala Azy, satria avy any aminy no ipoirako sady Izy no naniraka Ahy.
Malagasy Bible 1865
Izaho mahalala Azy; fa Izy no nihaviako, ka Izy no naniraka Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho mahalala Azy; fa Izy no niaviako, koa Izy no naniraka Ahy.
malagasy
Izaho mahalala Azy; fa Izy no nihaviako, ka Izy no naniraka Ahy.