John 7:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa hoy ny rahalahiny Taminy: Mialà eto Ianao ka mandehana ho any Jodia mba ho hitan’ny mpianatrao koa ny asa izay ataonao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hoy ny rahalahiny taminy: «Mialà eto Ianao, ka mankanesa any Jodea, mba ho hitan’ny mpianatrao koa ny asa ataonao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hoy ny rahalahin’i Jesoa taminy: –Mialà eto Ianao ka mandehana any Jodea, mba ho hitan’ny mpianatrao koa ireo asa ataonao.
Malagasy Bible 1865
ka hoy ny rahalahiny taminy: Mialà eto, ka mandehana ho any Jodia, mba ho hitan'ny mpianatrao koa ny asa izay ataonao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa hoy ny rahalahiny Taminy: Mialà eto Ianao ka mandehana ho any Jodia mba ho hitan’ny mpianatrao koa ny asa izay ataonao;
malagasy
ka hoy ny rahalahiny taminy: Mialà eto, ka mandehana ho any Jodia, mba ho hitan'ny mpianatrao koa ny asa izay ataonao;