John 7:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitady hisambotra Azy ny olona; kanefa tsy nisy nahakasi-tanana Azy, satria tsy mbola tonga ny fotoanandrony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nitady hisambotra Azy ny olona, kanefa tsy nisy sahy nitana Azy, satria tsy mbola tonga ny fotoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nitady hisambotra Azy ny olona, kanefa tsy nisy naninji-tanana taminy satria tsy mbola tonga ny fotoanandron’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Dia nitady hisambotra Azy ny olona; kanefa tsy nisy naninji-tanana taminy, satria tsy mbola tonga ny fotoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitady hisambotra Azy ny olona; kanefa tsy nisy nahakasi-tanana Azy, satria tsy mbola tonga ny fotoanandrony.
malagasy
Dia nitady hisambotra Azy ny olona; kanefa tsy nisy naninji-tanana taminy, satria tsy mbola tonga ny fotoany.