John 7:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary maro ny vahoaka no nino Azy ka niteny hoe: Raha tonga Kristy, moa hanao famantarana maro mihoatra noho ny nataon’ity Lehilahy ity va Izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary maro tamin’ny vahoaka no nino Azy ka nanao hoe: «Rehefa tonga i Kristy, moa hanao fahagagana betsaka kokoa noho ny ataon’ity Lehilahy ity va?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maro kosa tamin’ny vahoaka no nino Azy sady niteny hoe: «Rehefa tonga ny Mesia, moa ve hanao famantarana maro mihoatra ny nataon’Izy io?»
Malagasy Bible 1865
Ary maro ny vahoaka no nino Azy ka nanao hoe: Raha tonga Kristy, moa hanao famantarana maro mihoatra noho ny nataon'ity Lehilahy ity va Izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary maro ny vahoaka no nino Azy ka niteny hoe: Raha tonga Kristy, moa hanao famantarana maro mihoatra noho ny nataon’ity Lehilahy ity va Izy?
malagasy
Ary maro ny vahoaka no nino Azy ka nanao hoe: Raha tonga Kristy, moa hanao famantarana maro mihoatra noho ny nataon'ity Lehilahy ity va Izy?