John 7:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandre ny vahoaka nitakoritsika izany zavatra izany ny Aminy ny Fariseo ka naniraka mpiambina hisambotra Azy, ireo lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ren’ny Farisianina ny vahoaka nitakoritsika toy izany ny aminy, ka naniraka miaramila hisambotra Azy ny lohan’ny mpisorona sy ny Farisianina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ren’ny Farisianina ny vahoaka mitakoritsika ny amin’i Jesoa toy izany; ka naniraka mpiandry raharaha hisambotra Azy ny lohandoha-mpisorona sy ny Farisianina.
Malagasy Bible 1865
Ny Fariseo nandre ny vahoaka nitakoritsika izany zavatra izany ny aminy; ary ny lohan'ny mpisorona sy ny Fariseo dia naniraka mpiandry raharaha mba hisambotra Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandre ny vahoaka nitakoritsika izany zavatra izany ny Aminy ny Fariseo* ka naniraka mpiambina hisambotra Azy, ireo lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo.
malagasy
Ny Fariseo nandre ny vahoaka nitakoritsika izany zavatra izany ny aminy; ary ny lohan'ny mpisorona sy ny Fariseo dia naniraka mpiandry raharaha mba hisambotra Azy.