John 7:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy: Kely foana no mbola itoerako aminareo dia hankany amin’izay naniraka Ahy Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jesoa: «Kely foana sisa no itoerako aminareo dia hankany amin’Izay naniraka Ahy Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa: –Kely foana sisa no itoerako aminareo, dia hankany amin’Ilay naniraka Ahy aho.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jesosy: Kely foana no itoerako aminareo, dia hankany amin'izay naniraka Ahy Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy: Kely foana no mbola itoerako aminareo dia hankany amin’izay naniraka Ahy Aho.
malagasy
Dia hoy Jesosy: Kely foana no itoerako aminareo, dia hankany amin'izay naniraka Ahy Aho.