John 7:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitady Ahy ianareo fa tsy hahita; ary izay itoerako dia tsy azonareo aleha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitady Ahy ianareo, fa tsy hahita, sady tsy azonareo aleha izay itoerako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitady Ahy ianareo fa tsy hahita, satria ny toerana hisy Ahy tsy azonareo aleha!
Malagasy Bible 1865
Hitady Ahy ianareo, fa tsy hahita; ary izay itoerako dia tsy azonareo haleha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitady Ahy ianareo fa tsy hahita; ary izay itoerako dia tsy azonareo aleha.
malagasy
Hitady Ahy ianareo, fa tsy hahita; ary izay itoerako dia tsy azonareo haleha.