John 7:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifampiresaka ny Jiosy hoe: Aiza moa no halehan’Ilehity no tsy ho hitantsika? Hankany amin’izay miely any amin’ny Grika va Izy ka hampianatra ny Grika?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nifampilaza hoe ny Jody: «Aiza àry no halehany no tsy ho hitantsika Izy? Ho any amin’izay miely any amin’ny Jentily va re Izy, ka hampianatra ny Jentily?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ny manampahefana jiosy dia nifampilaza hoe: –Aiza no toerana halehan’ilay io no tsy ho hitantsika Izy? Hankany amin’ireo Jiosy miely any amin’ny Grika ve Izy ka hampianatra ny Grika?
Malagasy Bible 1865
Dia niresaka hoe ny Jiosy: Hankaiza moa no halehan'ilehity, no tsy ho hitantsika? Hankany amin'izay miely any amin'ny Grika va Izy ka hampianatra ny Grika?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifampiresaka ny Jiosy* hoe: Aiza moa no halehan’Ilehity no tsy ho hitantsika? Hankany amin’izay miely any amin’ny Grika va Izy ka hampianatra ny Grika?
malagasy
Dia niresaka hoe ny Jiosy: Hankaiza moa no halehan'ilehity, no tsy ho hitantsika? Hankany amin'izay miely any amin'ny Grika va Izy ka hampianatra ny Grika?