John 7:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ahoana moa izao teny nolazainy izao hoe: Hitady Ahy ianareo nefa tsy hahita; ary izay itoerako dia tsy ho azonareo aleha?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahoana no hevitr’ity teniny hoe: Hitady Ahy ianareo, fa tsy hahita, sady tsy azonareo aleha izay itoerako?.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona no hevitr’ity teny voalazany hoe: «Hitady Ahy ianareo fa tsy hahita, sady ny toerana hisy Ahy tsy azonareo aleha»?
Malagasy Bible 1865
Ahoana re izao teny nolazainy izao hoe: Hitady Ahy ianareo, fa tsy hahita; ary izay itoerako tsy azonareo haleha?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ahoana moa izao teny nolazainy izao hoe: Hitady Ahy ianareo nefa tsy hahita; ary izay itoerako dia tsy ho azonareo aleha?
malagasy
Ahoana re izao teny nolazainy izao hoe: Hitady Ahy ianareo, fa tsy hahita; ary izay itoerako tsy azonareo haleha?