John 7:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mino Ahy dia hisy onin’ny rano velona hiboiboika avy ao aminy, araka ny voalazan’ny Soratra Masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hisy onin-drano velona hiboiboika avy ao anatin’izay mino Ahy, araka ny volazan’ny Soratra Masina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary izay mino Ahy, aoka hisotro! Fa araka ny voalazan’ny Soratra Masina, dia «hisy onin-dranovelona hiboiboika avy ao am-pony!»
Malagasy Bible 1865
Izay mino Ahy, dia hisy onin'ny rano velona miboiboika avy ao an-kibony, araka ny voalazan'ny Soratra Masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mino Ahy dia hisy onin’ny rano velona hiboiboika avy ao aminy, araka ny voalazan’ny Soratra Masina.
malagasy
Izay mino Ahy, dia hisy onin'ny rano velona miboiboika avy ao an-kibony, araka ny voalazan'ny Soratra Masina.