John 7:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Fanahy, izay efa horaisin’ny mino Azy, no nolazainy tamin’izany; fa ny Fanahy tsy mbola nomena satria Jesosy tsy mbola niditra tamin’ny voninahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Fanahy horaisin’izay hino Azy no nambarany tamin’izany; fa tsy mbola nomena ny Fanahy, satria tsy mbola niditra tamin’ny voninahiny i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Fanahy Masina efa horaisin’ireo nino an’i Jesoa no voalazany tamin’izany; tsy mbola nomena manko ny Fanahy Masina, satria tsy mbola nomem-boninahitra i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Fanahy, Izay efa horaisin'ny mino Azy, no nolazainy tamin'izany; fa ny Fanahy tsy mbola nomena, satria Jesosy tsy mbola niditra tamin'ny voninahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Fanahy, izay efa horaisin’ny mino Azy, no nolazainy tamin’izany; fa ny Fanahy tsy mbola nomena satria Jesosy tsy mbola niditra tamin’ny voninahiny.
malagasy
Ary ny Fanahy, Izay efa horaisin'ny mino Azy, no nolazainy tamin'izany; fa ny Fanahy tsy mbola nomena, satria Jesosy tsy mbola niditra tamin'ny voninahiny. [ Na: Fanahy Masina]