John 7:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny sasany tamin’ny vahoaka, raha nandre izany teny izany, dia nilaza hoe: Ity tokoa no ilay Mpaminany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre ireo teny ireo ny vahoaka, ny sasany nanao hoe: «Ity tokoa no ilay Mpaminany»;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sasany tamin’ny vahoaka, nony nandre ireo teny ireo, dia nanao hoe: –Ity tokoa no ilay Mpaminany!
Malagasy Bible 1865
Ary ny sasany tamin'ny vahoaka, raha nandre izany teny izany, dia nanao hoe: Ity tokoa no Ilay Mpaminany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny sasany tamin’ny vahoaka, raha nandre izany teny izany, dia nilaza hoe: Ity tokoa no ilay Mpaminany.
malagasy
Ary ny sasany tamin'ny vahoaka, raha nandre izany teny izany, dia nanao hoe: Ity tokoa no Ilay Mpaminany.