John 7:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa ny sasany: Ity no Kristy. Ary hoy kosa ny sasany: Avy any Galilia va no iavian’i Kristy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny sasany manao hoe: «Ity no i Kristy» fa hoy kosa ny sasany: «Fa angaha avy any Galilea no iavian’i Kristy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sasany nanao hoe: –Ity no ilay Mesia! Ny sasany kosa nanao hoe: –Fa angaha avy any Galilea no iavian’ny Mesia?
Malagasy Bible 1865
Hoy ny sasany: Ity no Kristy. Fa hoy kosa ny sasany: Avy any Galilia va no ihavian'i Kristy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa ny sasany: Ity no Kristy*. Ary hoy kosa ny sasany: Avy any Galilia va no iavian’i Kristy?
malagasy
Hoy ny sasany: Ity no Kristy. Fa hoy kosa ny sasany: Avy any Galilia va no ihavian'i Kristy?