John 7:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy voalazan’ny Soratra Masina va fa Kristy dia avy amin’ny taranak’i Davida sady avy ao Betlehema, vohitra nonenan’i Davida (Mik 5.1)?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy voalazan’ny Soratra Masina va fa avy amin’ny taranak’i Davida, sy avy amin’ny tanàna Betlehema nitoeran’i Davida no hiavian’i Kristy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy efa voalazan’ny Soratra Masina ve fa avy amin’ny taranak’i Davida sady avy ao Betlehema tanàna nonenan’i Davida no iavian’ny Mesia?
Malagasy Bible 1865
Tsy voalazan'ny Soratra Masina va fa Kristy dia avy amin'ny taranak'i Davida, sady avy ao Betlehema, vohitra nonenan'i Davida (Mik. 5. 1)?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy voalazan’ny Soratra Masina va fa Kristy dia avy amin’ny taranak’i Davida sady avy ao Betlehema, vohitra nonenan’i Davida (Mik 5.1)?
malagasy
Tsy voalazan'ny Soratra Masina va fa Kristy dia avy amin'ny taranak'i Davida, sady avy ao Betlehema, vohitra nonenan'i Davida (Mik. 5. 1)?