John 7:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitady hisambotra Azy ny sasany; kanefa tsy nisy nahakasi-tanana Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sasany tamin’izy ireo aza nitady hisambotra Azy; saingy tsy nisy sahy nitana Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny sasany tamin’izy ireo dia nitady hisambotra Azy, kanefa tsy nisy naninji-tanana taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny sasany nitady hisambotra Azy; kanefa tsy nisy naninji-tanana taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitady hisambotra Azy ny sasany; kanefa tsy nisy nahakasi-tanana Azy.
malagasy
Ary ny sasany nitady hisambotra Azy; kanefa tsy nisy naninji-tanana taminy.