John 7:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niverina nankeo amin’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo ireo mpiambina ka nanontaniany hoe: Nahoana ianareo no tsy nitondra Azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niverina tany amin’ny lohan’ny mpisorona sy ny Farisianina ny miaramila, ka nilazan’ireo hoe: «Ahoana no tsy nitondranareo Azy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niverina tany amin’ireo lohandoha-mpisorona sy ireo Farisianina ny mpiandry raharaha ka nilazan-dry zareo hoe: –Ahoana no tsy nitondranareo Azy?
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpiandry raharaha nankeo amin'ny lohan'ny mpisorona sy ny Fariseo, ka hoy izy ireo taminy: Nahoana ianareo no tsy nitondra Azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niverina nankeo amin’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo* ireo mpiambina ka nanontaniany hoe: Nahoana ianareo no tsy nitondra Azy?
malagasy
Ary ny mpiandry raharaha nankeo amin'ny lohan'ny mpisorona sy ny Fariseo, ka hoy izy ireo taminy: Nahoana ianareo no tsy nitondra Azy?