John 7:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly ireo mpiambina hoe: Tsy mbola nisy olona niteny tahaka izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny navalin’ny miaramila: «Tsy mbola nisy olona niteny tahaka iny Lehilahy iny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’ny mpiandry raharaha hoe: –Tsy mbola nisy olona niteny tahaka izany!
Malagasy Bible 1865
Ny mpiandry raharaha namaly hoe: Tsy mbola nisy olona niteny tahaka izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly ireo mpiambina hoe: Tsy mbola nisy olona niteny tahaka izany.
malagasy
Ny mpiandry raharaha namaly hoe: Tsy mbola nisy olona niteny tahaka izany.