John 7:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny Fariseo tamin’izy ireo hoe: Voafitaka koa va ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny Farisianina tamin’ireo: «Ianareo koa angaha voasolokiny?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny Farisianina taminy: –Ianareo koa angaha voafitaka?
Malagasy Bible 1865
Ary ny Fariseo namaly azy hoe: Hianareo koa va voafitaka?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny Fariseo tamin’izy ireo hoe: Voafitaka koa va ianareo?
malagasy
Ary ny Fariseo namaly azy hoe: Hianareo koa va voafitaka?