John 7:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa voaozona ireto vahoaka ireto, izay tsy mahalala ny lalàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha izay vahoaka foana tsy mahalala ny Lalàna akory, dia olona voaozona ireny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy ireto vahoaka tsy mahalala ny lalànan ’i Mosesy no olona voaozona!
Malagasy Bible 1865
Fa voaozona ireto vahoaka ireto, izay tsy mahalala ny lalàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa voaozona ireto vahoaka ireto, izay tsy mahalala ny lalàna.
malagasy
Fa voaozona ireto vahoaka ireto, izay tsy mahalala ny lalàna.