John 7:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Nikodemosy izay iray tamin’ireo mpanapaka, ilay efa niresaka tamin’i Jesosy teo aloha, dia niteny tamin’ireo hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia i Nikôdema ilay nanatona an’i Jesoa nony alina sy anisan’izy ireo, no nanao taminy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Nikôdema, ilay efa nanatona an’i Jesoa teo aloha sady anisan’ny Farisianina, dia niteny tamin-dry zareo hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Nikodemosy, anankiray teo aminy, dia ilay nankeo amin'i Jesosy teo aloha, dia nanao taminy hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Nikodemosy izay iray tamin’ireo mpanapaka, ilay efa niresaka tamin’i Jesosy teo aloha, dia niteny tamin’ireo hoe:
malagasy
Ary Nikodemosy, anankiray teo aminy, dia ilay nankeo amin'i Jesosy teo aloha, dia nanao taminy hoe: