John 7:51 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa manameloka olona va ny lalànantsika, raha tsy mbola mihaino azy aloha ka mahafantatra izay nataony?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Moa ny Lalàntsika va manameloka olona raha tsy efa re aloha ny teniny, ka fantatra koa izay nataony?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Moa ny lalànantsika ve manameloka olona raha tsy efa re aloha izy sady fantatra izay nataony?
Malagasy Bible 1865
Moa manameloka olona va ny lalàntsika, raha tsy mbola mihaino azy aloha ka mahafantatra izay nataony?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa manameloka olona va ny lalànantsika, raha tsy mbola mihaino azy aloha ka mahafantatra izay nataony?
malagasy
Moa manameloka olona va ny lalàntsika, raha tsy mbola mihaino azy aloha ka mahafantatra izay nataony?