John 7:52 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy izy ireo taminy: Ianao koa angaha mba avy any Galilia? Diniho, dia ho hitanao fa tsy mba misy mpaminany avy any Galilia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa namaly izy ireo ka nanao taminy hoe: «Ianao koa ve avy any Galilea? Diniho dia ho hitanao fa tsy misy mpaminany avy any Galilea.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’ireo hoe: –Ianao koa angaha mba avy any Galilea? Diniho dia ho hitanao fa tsy misy mpaminany mipoitra avy any Galilea! [
Malagasy Bible 1865
Izy ireo namaly ka nanao taminy hoe: Hianao koa angaha mba avy any Galilia? Diniho, dia ho hitanao fa tsy mba misy mpaminany avy any Galilia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy izy ireo taminy: Ianao koa angaha mba avy any Galilia? Diniho, dia ho hitanao fa tsy mba misy mpaminany avy any Galilia.
malagasy
Izy ireo namaly ka nanao taminy hoe: Hianao koa angaha mba avy any Galilia? Diniho, dia ho hitanao fa tsy mba misy mpaminany avy any Galilia.[Dia samy lasa nody ho any an-tranony avy izy rehetra;]