John 7:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy taminy: Tsy mbola tonga ny fotoanandroko; fa ny fotoananareo dia vonona lalandava.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa taminy: «Tsy mbola tonga ny fotoako, fa ny fotoanareo no eo mandrakariva.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hoy i Jesoa taminy: –Tsy mbola migadona ny fotoanandroko, fa ny fotoanandro dia mety lalandava ho anareo.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jesosy taminy: Tsy mbola tonga ny fotoako; fa ny fotoanareo dia vonona lalandava.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy taminy: Tsy mbola tonga ny fotoanandroko; fa ny fotoananareo dia vonona lalandava.
malagasy
Dia hoy Jesosy taminy: Tsy mbola tonga ny fotoako; fa ny fotoanareo dia vonona lalandava.