John 7:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miakara any amin’ny andro firavoravoana ianareo; fa Izaho tsy mbola hiakatra ho amin’ity andro firavoravoana ity satria tsy mbola tonga ny fotoanandroko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandehana miakatra mamonjy ny fety ianareo, fa Izaho tsy miakatra mamonjy izany, satria tsy mbola tonga ny fotoako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miakara any amin’ny fankalazana ianareo, fa Izaho tsy mbola miakatra any amin’izany fankalazana izany, satria tsy mbola feno ny fotoanandroko.
Malagasy Bible 1865
Miakara ho amin'ny andro firavoravoana ianareo; fa Izaho tsy mbola miakatra ho amin'ity andro firavoravoana ity; satria tsy mbola tonga ny fotoako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miakara any amin’ny andro firavoravoana ianareo; fa Izaho tsy mbola hiakatra ho amin’ity andro firavoravoana ity satria tsy mbola tonga ny fotoanandroko.
malagasy
Miakara ho amin'ny andro firavoravoana ianareo; fa Izaho tsy mbola miakatra ho amin'ity andro firavoravoana ity; satria tsy mbola tonga ny fotoako.