John 7:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa avy nilaza ireo teny ireo taminy Izy dia mbola nitoetra tany Galilia ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa nilaza izany izy, dia nijanona tao Galilea.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony avy nilaza izany i Jesoa, dia nijanona tao Galilea ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nilaza izany teny izany taminy Izy, dia mbola nitoetra tany Galilia ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa avy nilaza ireo teny ireo taminy Izy dia mbola nitoetra tany Galilia ihany.
malagasy
Ary rehefa nilaza izany teny izany taminy Izy, dia mbola nitoetra tany Galilia ihany.