John 8:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Jesosy kosa nankany amin’ny tendrombohitra Oliva.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jesoa kosa nankany an-tendrombohitra Oliva,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Jesoa kosa lasa nankeny amin’ny tendrombohitra Analanôliva.
Malagasy Bible 1865
[fa Jesosy kosa nankany an-tendrombohitra Oliva
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Jesosy kosa nankany amin’ny tendrombohitra Oliva.
malagasy
[fa Jesosy kosa nankany an-tendrombohitra Oliva]