John 8:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nitraka Jesosy dia hoy Izy taminy; Ravehivavy, aiza ry zareo teo? Tsy nisy nanameloka anao va?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay vao nitraka i Jesoa, ka nanao taminy hoe: «Ravehivavy, aiza ry zareo niampanga anao teo? Moa tsy nisy nanameloka anao va?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitraka i Jesoa, ka nilaza tamin-dravehivavy hoe: –Aiza ry zareo teo, ramatoa? Tsy nisy nanameloka anao angaha?
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nitraka Jesosy, dia hoy Izy taminy; Ravehivavy, aiza ireny? Tsy nisy nanameloka anao va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nitraka Jesosy dia hoy Izy taminy; Ravehivavy, aiza ry zareo teo? Tsy nisy nanameloka anao va?
malagasy
[Ary rehefa nitraka Jesosy, dia hoy Izy taminy; Ravehivavy, aiza ireny? Tsy nisy nanameloka anao va?]