John 8:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy: Tsy misy, Tompoko. Dia hoy Jesosy: Izaho koa tsy manameloka anao; mandehana, ary amin’izao sisa izao dia aza manota intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Tsy nisy, Tompoko, hoy izy. Izaho koa tsy hanameloka anao, hoy i Jesoa. Mandehana, ka aza manota intsony.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novaliany hoe: –Tsy nisy, Tompoko! Ary hoy i Jesoa taminy: –Izaho koa tsy manameloka anao! Mandehana, ka aza manota intsony manomboka izao!]
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Tsy misy, Tompoko. Dia hoy Jesosy: Izaho koa dia tsy manameloka anao; mandehana, ary amin'izao sisa izao dia aza manota intsony]
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy: Tsy misy, Tompoko. Dia hoy Jesosy: Izaho koa tsy manameloka anao; mandehana, ary amin’izao sisa izao dia aza manota intsony.
malagasy
[Ary hoy izy: Tsy misy, Tompoko. Dia hoy Jesosy: Izaho koa dia tsy manameloka anao; mandehana, ary amin'izao sisa izao dia aza manota intsony]