John 8:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny Fariseo Taminy: Ianao izao dia manambara ny tenanao, koa tsy marina ny fanambaranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny Farisianina taminy: «Manambara Tena Ianao, ka tsy marina ny fanambarànao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny Farisianina tamin’i Jesoa: –Vavolombelona manambara tena Ianao, ka tsy azo antoka ny fijoroanao ho vavolombelona!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny Fariseo taminy: Hianao manambara ny tenanao, koa tsy marina ny fanambaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny Fariseo* Taminy: Ianao izao dia manambara ny tenanao, koa tsy marina ny fanambaranao.
malagasy
Ary hoy ny Fariseo taminy: Hianao manambara ny tenanao, koa tsy marina ny fanambaranao.