John 8:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy hoe: Na dia manambara ny tenako aza Aho dia marina ny fanambaràko satria fantatro izay niaviako sy izay alehako; fa ianareo kosa dia tsy mahalala izay niaviako na izay alehako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa namaly i Jesoa ka nanao taminy hoe: «Na dia manambara Tena aza Aho. dia marina ny fanambaràko, satria fantatro Izay niaviako sy izay alehako, ary ianareo tsy mahalala izay iaviako na izay alehako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Jesoa hoe: –Na dia vavolombelona manambara tena aza Aho, dia azo antoka ny fijoroako ho vavolombelona, satria fantatro izay niaviako sy izay alehako; fa ianareo kosa tsy mahafantatra izay iaviako na izay alehako!
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Na dia manambara ny tenako aza Aho, dia marina ny fanambarako, satria fantatro izay nihaviako sy izay alehako; fa ianareo kosa tsy mahalala izay ihaviako, na izay alehako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy hoe: Na dia manambara ny tenako aza Aho dia marina ny fanambaràko satria fantatro izay niaviako sy izay alehako; fa ianareo kosa dia tsy mahalala izay niaviako na izay alehako.
malagasy