John 8:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsara araka ny nofo ianareo; Izaho tsy mitsara olona na dia iray akory aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo mitsara araka ny nofo, fa Izaho kosa tsy mitsara olona na iza na iza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo dia mitsara araka ny fanaon’olombelona; Izaho kosa tsy mitsara olona na iza na iza.
Malagasy Bible 1865
Hianareo mitsara araka ny nofo; Izaho tsy mitsara olona na dia iray akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsara araka ny nofo ianareo; Izaho tsy mitsara olona na dia iray akory aza.
malagasy
Hianareo mitsara araka ny nofo; Izaho tsy mitsara olona na dia iray akory aza.