John 8:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na dia mitsara aza Aho dia marina ny fitsarako satria tsy irery Aho, fa ao Izaho sy ny Ray izay naniraka Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha mitsara Aho, dia marina ny fitsaràko, satria tsy Izaho irery, fa Izaho sy ny Ray izay naniraka Ahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha mitsara Aho, dia mahitsy ny fitsarako; satria tsy irery Aho no mitsara, fa miaraka amiko ny Ray Izay naniraka Ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary na dia mitsara aza Aho, dia marina ny fitsarako, satria tsy irery Aho, fa Izaho sy ny Ray Izay naniraka Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na dia mitsara aza Aho dia marina ny fitsarako satria tsy irery Aho, fa ao Izaho sy ny Ray izay naniraka Ahy.
malagasy
Ary na dia mitsara aza Aho, dia marina ny fitsarako, satria tsy irery Aho, fa Izaho sy ny Ray Izay naniraka Ahy.