John 8:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa voasoratra ao amin’ny lalànanareo fa marina ny teny ijoroan’ny olona roa vavolombelona (Deo 19.15).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka araka ny voasoratra eo amin’ny Lalànareo, dia marina ny fanambaràn’ny olona roa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voasoratra ao amin’ny lalànanareo fa azo antoka ny fijoroan’ny olona roa ho vavolombelona;
Malagasy Bible 1865
Ary voasoratra ao amin'ny lalànareo fa marina ny fanambaran'ny olona roa lahy (Deo. 19. 15).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa voasoratra ao amin’ny lalànanareo fa marina ny teny ijoroan’ny olona roa vavolombelona (Deo 19.15).
malagasy
Ary voasoratra ao amin'ny lalànareo fa marina ny fanambaran'ny olona roa lahy (Deo. 19. 15).